Shotwell dia mpitantana sary vonona ho an'ny fitaovanao, apetaho ny fakan-tsary na ny finday ho an'ny famindran-tsary, amin'izay dia mora kokoa no mizara izy ireo ary mitazona azy tsy ho vey. Raha tia hamorom-porona ianao dia afaka manandrana rindrankajy fanaovana sary avy amin'ny Ivon-Drindrankajy Ubuntu
Rindran'asa misy
-
Mpitantana sary ShotWell
Rindran'asa zaka
-
Mpanova sary GIMP
-
Mpanova horonantsary